Actualités

12 Commentaires

  1. RAKOTONANAHARY 25 juillet 2018

    Bonjour, je tiens à demander le lieu pour le centre Antananarivo.
    Merci!

  2. Maya 25 juillet 2018

    Bonjour, aiza kay azafady ny centre d’examen fa tsy misoratra ao anaty convocation.

  3. rovalalao mampandriniaina 25 juillet 2018

    Salama tompoko Aiza ny toerana anaovana ny concours ho any aty Mahajanga azafady

  4. ANTSOAVINA André 25 juillet 2018

    Bonsoir à tous; j’ai l’honneur de vous demander ma liste à participer au concours au commissaire du commerce et de la concurrence.

  5. ANTSOAVINA André 25 juillet 2018

    Manao akory daholo.Mangataka ny liste ahafahana manatrika fanadinana hidirana amin’ny commissaire du commerce et de la concurrence,option professionnelle,centre TOLIARA

  6. Tojo 25 juillet 2018

    Inona no tokony hatao raha inscrit ao @ lay liste nefa tsy nahazo convocation ?

  7. Julia Ranindrina 27 juillet 2018

    Bonjour, lieu de concours svp

  8. LALAHARISON 27 juillet 2018

    Ou se déroule-t-il les épreuves du concours s’il vous plaît!!!

  9. Raholison Nambinina Bernard 24 octobre 2018

    Miarahaba tompoko
    Mety rahoviana kay azafady no mivaly ilay fanadinana natao t@31/07/2018? misaotra indrindr aoh!!

  10. RAKOTOVAO Luc Fabrice 30 octobre 2018

    salama tompoko ô!
    Mety rahoviana azafady no ivoahan’ny valin’ny écrit natao teo iny? Misaotra tompoko

  11. Razafindramora Marinot 1 novembre 2018

    hoviana no hatao ny deuxième phase ai?

  12. Rakotoarisoa 5 décembre 2018

    tokony mba hitohy hatrany ny fitohizan’ny mangarahara tao @ ENAM iny!misaotra indrindra ô!!!

Laisser un commentaire

Your email address will not be published.


r57